Entrée | fitafiana (tafy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitondrana lamba handrakofana ny tena:
Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
¶ Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [Rajemisa 1985] | |
Explications en anglais | clothing [Hallanger 1973] | |
Explications en français | vêtements [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Economie: vêtements | |
Citations | Proverbes contenant le mot fitafiana | |
Articles | Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |