|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fisoitra
Fototeny  2soitra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny afo tsara.
Azo soirina [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fisoitra
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 corne pointue. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  8 fisoitra, 9 fisorita, 10 fisotria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12