|
|
|
|

Teny iditra1  firinga mievotra
Singan-teny  2 firinga, 3 mievotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsinontsinona tafakatra ambonimbony ka maniary be hambo sy be eboebo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [evotra, swelling.] Used in speaking of a person of low rank acting haughtily when promoted. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12