| Entrée (1/2) | 1 fioritra | 
| Radical | 2 oritra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1] | 
| Entrée (2/2) | 5 fioritra | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   fihogo [Taimoro]
 [1.78] | 
| Synonymes | 8 oritra | 
| Anagrammes | 9 fioritra, 10 firiotra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |