|
|
|
|

Teny iditra 1  fiolanana
Fototeny  2 olana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 torsion [1.13]
Ohatra  5  Ny fipotsahan'ny tsinay dia avy amin'ny fibatana zavatra mavesatra na fiolanana (toy ny rehefa miteraka) [2.424#]
Tovy hevitra  6 fiolana
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fiolanana

Fivaditsoratra  8 faniloana, 9 fialonana, fiolanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26