Entrée filamatra
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo mahitsy lehibe fitsapan' ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana
¶ Zavatra tsara tokony hatao fakan-tahaka: Ny herimpon' izany lehilahy nanao be ho an' ny tanindrazany izany no tokony halainareo ho filamatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a straight edge. [Richardson 1885]
 a long ruler used in construction work
¶ a guideline, a principle [Hallanger 1973]
Définition française grande règle des charpentiers et maçon
¶ principe, modèle à suivre [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/10/23