|
|
|
|

Teny iditra1  fikasana
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra
5 Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an intention, a purpose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 la résolution [1.3#316, 1.8]
8 le propos [1.3#316]
9 intention [1.8]
Ohatra  10  dia atao indray ny fikasana hanao ny zaza; [2.59#]
11  Teti-dromotra ny fikasana ka tsy nandeha amin' ny nifieverana azy. [2.587#]
12  Ka ity fikasana farany ity no noton-droina ho ny maha-maika voalohany. [2.356#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fikasana, 14 fisakana, 15 fisanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17