Entrée | fikarakarana (karakara) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna [1.1] | |
Explications en anglais | Taking care of, looking after [1.7] | |
Explications en français | Action de prendre soin; administration [1.8] | |
Anagrammes | fikarakarana, firakarakana |
Mis à jour le 2023/01/20 |