|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikapohana
Fototeny  2 kapoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 battage [1.13]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7  fikapohana
Fototeny  8 kapoka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 batteuse [1.13]

Fivaditsoratra  fikapohana, 12 fikopahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02