|
|
|
|

Teny iditra1  fijanonana
Fototeny  2 janona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika
5 Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina
6 Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny
7 Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana
8 Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a stop; an interruption; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 arrêt, halte [1.8]
11 station, stationnement, halte [1.13]
Ohatra  12  Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina. [2.643#]
13  Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra. [2.69#]
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 fanjoniana, fijanonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17