|
|
|
|

Teny iditra1  fihodina
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de tourner [1.3]
Ohatra  6  Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 andifiho, fihodina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09