|
|
|
|

Entrée1  fihetsiketsehana (hetsiketsika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana [1.1]
Explications en français  4  Manifestation, mouvement de revendication [1.13]
Exemples  5  mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro. [2.314#]
6  Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470#21]

Mis à jour le 2022/10/27