Entrée | 1 fihetsehana (hetsika) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo [1.1] 4 Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona [1.1] 5 Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1] |
Explications en français |
6 Mouvement, geste [1.13] |
Exemples |
7 Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |