|
|
|
|

Teny iditra1  fihazakazaka
Fototeny  2 hazakazaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mihazakazaka
5 Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 La manière de courir [1.3#229]
Ohatra  7  Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12