Entrée fihaonana (haona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana
¶ Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [Richardson 1885]
 a meeting; a meeting place [Hallanger 1973]
 jonction [Hallanger 1974, ]
Explications en français rencontre [Hallanger 1974]
 intersection [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Famangiana ihany no anton' ny fihaonana. [Razoharinoro: Soratra, page 53]
2ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 98]
3Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. [Razoharinoro: Soratra, page 78]
4Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [Andraina: Mitaraina, page 174]

Mis à jour le 2021/06/15