|
|
|
|

Teny iditra1  fihantsiana
Fototeny  2 hantsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihaikana, fitadiavana hifaninana, hiady, hifampitana amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a challenge, a defiant attitude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 défi, provocation [1.8]

Fivaditsoratra  fihantsiana, 7 fisintahana, 8 ifantsihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12