Entrée | 1 fifaneraserana (serasera) |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470] 4 Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356] 5 Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |