|
|
|
|

Teny iditra1  fifamihinana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 accolade [1.4]
4 cohérence [1.66]
Ohatra  5  fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana ny fifamihinana. [2.996]
6  Niverenan'ity lehilahy nojerena ilay felatanany havia izay toa mbola mitahiry ny fifamihinana nifanaovany veloma tamin'ireo Sakalava miaramilany [2.895]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12