|
|
|
|

Teny iditra1  fifaliana
Fototeny  2 faly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firavoana: Androm-pifaliana
5 Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
6 Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 happiness, rejoicing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de se réjouir; le plaisir [1.8]
Ohatra  9  Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#]
10  ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#]
11  Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#]
Voambolana  12  Ontam-po
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02