|
|
|
|

Teny iditra1  fidilotra
Fototeny  2 dilotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina [1.1]
Tovy hevitra  5 fidilorana

Fivaditsoratra  fidilotra, 6 filoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12