|
|
|
|

Teny iditra1  fidilorana
Fototeny  2 dilotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina [1.1]
Tovy hevitra  5 fidilotra

Fivaditsoratra  fidilorana, 6 filodirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12