Entrée | 1 fiatoana (ato) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 A pause [1.7] |
Explications en français |
4 Pause, interruption [1.8] |
Exemples |
5 Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. [2.117#] 6 ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. [2.285#] 7 Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. [1.369#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 fiatoana, itafoana |
Mis à jour le 2023/06/14 |