|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiakarana |
| Fototeny | 2 akatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an upward climb, ascent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Côte, montée, l'action de monter, de s'élever
[1.3] 7 montée, ascension ; côte à monter [1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana.
[2.499]
9 Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 ary fanaka, fiakarana, 12 ikafarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|