|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fehivava
Singan-teny  2 fehy, 3 vava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany:
6 Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 muselière [3.1]
Mpanahaka  8  fehyvava

Teny iditra (2/2)9  fehivava
Singan-teny  10 fehy, 11 vava
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fifadian-kanina [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  fehivava, 14 fehy vava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17