|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fehin-kevitra |
| Singan-teny | 2 fehy, 3 hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 conclusion
[4.70] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 conclusion
[4.70] |
| Ohatra |
7 Fehin-kevitra haingana loatra izany
[1.369]
8 Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019 [4.70#2020.07.08] 9 Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary [4.27#2010/02/19] |
| Tsipelina hafa | 10 fehi-kevitra, fehikevitra, fehinkevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|