Entrée fary raiki-bololona (fary, raikitra, vololona)
Partie du discours locution
Définition malgache fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka [Rajemisa 1985]
Exemples dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza [Callet: Tantara, page 75]

Mis à jour le 2012/05/05