|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fari-pivelomana |
| Singan-teny | 2 faritra, 3 fivelomana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 niveau de vie
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7 fari-piainana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|