|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 farango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao)
[Tsimihety]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 hameçon, croc.
[Tankarana]
[1.19] 6 crochet, instrument crochu. [1.5] 7 crochet [1.13] |
| Ohatra |
8 Raha tefena ny farango ka amboarina ny fintana ny amalona no anaovana azy raha velarina ny fandrika ny vorona no anaovana azy [2.131] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 farengo |
| Mpanahaka | 11 farangolava, 12 farangososona, 13 farangonilehiloza |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 farango |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo
[1.13] |
| Voambolana | 19 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | 20 fangaro, 21 fangora, farango |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/15 |
|