|
|
|
|

Teny iditra1  farahehy
Singan-teny  2 fara, 3 hehy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa [1.1]
Ohatra  6  Nanao farahehy izy nony avy eo. [2.470#]
7  Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11