|
|
|
|

Teny iditra1  fantsika tailan-doha
Singan-teny  2 fantsika, 3 tailana, 4 loha
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fantsika mifaraingo na miforitra ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 nails with one-sided heads. [1.2]
Tovy hevitra  8 fantsika vazimba loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11