| Entrée | 1 fanozona | 
| Radical | 2 ozona | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina manozona Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka [1.1] | 
| Explications en français | 5   Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire [1.3#475] | 
| Exemples | 6   fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina
[2.857#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |