|
|
|
|

Teny iditra1  fanovan-tohitra
Singan-teny  2 fanovana, 3 tohitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fitaovana entina manova ny tohitry ny olika iray mba hiovan'ny vaikan-drianaratra mandalo ao aminy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 rhéostat [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11