Entrée (1/2) | 1 fanovana |
Radical | 2 ova |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1] |
Explications en français |
5 conversion, commutation [1.13] |
Tous les mots composés | 6 9 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/2) | 7 fanovana |
Radical | 8 tovana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1] |
Anagrammes | 11 fañavona, 12 fanovana |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |