|
|
|
|

Teny iditra1  fanovaka
Fototeny  2 ovaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manovaka, na manendaka hoditra manify, manongo mafy izaitsizy
5 Azo ovahana [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanavoka, fanovaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12