|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ovaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka [1.1]

Teny iditra (2/3) 4  ovaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ovaka

Teny iditra (3/3) 20  ovaka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 variance [1.13]
Voambolana  23  Matematika: antontan'isa
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ovaka

Fivaditsoratra  25 akavo, 26 avoka, avokà, ovaka, 27 vakoa, 28 vaoka, 29 voaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15