|
|
|
|

Teny iditra1  fanotrika
Fototeny  2 otrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [1.1]

Fivaditsoratra  fanotrika, 5 fikotrana, 6 fontriaka, 7 kotrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12