|
|
|
|

Teny iditra1  fanotrehana
Fototeny  2 otrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona
5 fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka
6 fampierena (miaramila) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'action de faire mûrir, le lieu [1.3]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fanetrohana, fanotrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02