Entrée fanorenana (orina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [Rajemisa 1985]
 fanamboarana, fananganana [SLP 1986]
Définition anglaise a foundation. See fanambaniny (ambany). [Richardson 1885]
 the act of founding; a foundation [Hallanger 1973]
Définition française action de fonder; fondation [Hallanger 1974]
Définition française construction [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fanorenan-kialo
Exemples 
1ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [Randriamamonjy: Tantara, page 514]
2Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [Ndemahasoa: Antakay, page 22]
Articles 

2019/12/12