|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
5 Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
6 Azo atomboka [1.1]

Teny iditra (2/2)7  fanomboka
Fototeny  8 tomboka
Sokajin-teny  9  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Fomba entina manomboka
11 Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [1.1]

Fivaditsoratra  12 fambonoka, fanomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12