|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanombana
Fototeny  2 omba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [1.1]

Teny iditra (2/3)5  fanombana
Fototeny  6 tombana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [1.1]

Teny iditra (3/3)9  fañombana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 fandoavana (sakafo, rano, ets.) [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  fanombana, fañombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21