|
|
|
|

Teny iditra1  fanohitra
Fototeny  2 tohitra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
5 Azo toherina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3#710]
Ohatra  7  Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996#]

Fivaditsoratra  fanohitra, 8 fitrohana, 9 Ny hafatro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12