|
|
|
|

Teny iditra1  fanjariana
Fototeny  2 zary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de se changer [1.3#869]
Ohatra  6  Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 12 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 fanjairana, fanjariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09