|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanjaitra |
| Fototeny | 2zaitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao.
5Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanjaitra |
| Fototeny | 7zaitra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10a needle.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11aiguille.
[1.8] |
| Ohatra |
12 fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka;
[2.69#]
13 Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#] |
| Mpanahaka | 14 filo, 15 tsaika, 16 tsiverianala |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|