|
|
|
|

Teny iditra1  fanjairana
Fototeny  2 zaitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of sewing, sewing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'action de coudre, l’instrument, l’endroit [1.3#866]
7 couture [1.8]
Ohatra  8  Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445#]
9  ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  10 milina fanjairana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fanjairana, 12 fanjariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09