Entrée fanitrihana (sitrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano
¶ Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
¶ Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanitrihana ny razana [Rajemisa 1985]
Synonymes fanasitrihana

Mis à jour le 2020/07/31