|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanisy
Fototeny  2 isy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manisy, mamely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu'on peut mettre, qu'on peut frapper; là où il faute mettre [1.3]

Teny iditra (2/2)6  fanisy
Fototeny  7 isy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Azo asiana, velezina:
10 Tsy fanisy sira betsaka itỳ laoka itỳ ~ Fanisy tehamaina ny zaza mpamalivaly [1.1]

Fivaditsoratra  fanisy, 11 fasiny, 12 fisiña, 13 sàfiny, safiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20