|
|
|
|

Teny iditra1  faniratsira
Fototeny  2 tsiratsira
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva
5 Azo tsiratsiraina, tevatevaina [1.1]
Ohatra  6  Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra. [2.996#]

Fivaditsoratra  faniratsira, 7 fitsirarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12