Entrée | 1 fanindiminy |
Radical | 2 indimy |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky |
Explications en anglais |
5 [1.75#xlvii] |
Explications en français |
6 [1.3] pour la cinquième fois |
Exemples |
7 [2.996] Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, 8 [2.59] ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |