|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 dizzy [1.2, 1.7]
5 giddy. [Mal. pening.] [1.2]
6 faint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a des vertiges, étourdi [1.8]
Ohatra  8  Saika fanina ilay tovolahy kely. [2.499]
9  Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16  fañina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 fanekena [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)19  fan~ina
Sokajin-teny  20  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  21 fanany, fanina, fañina, fan~ina, 22 fian~na, 23 ifan~na

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21