Entrée fanimpitony (impito (fito))
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1]
Explications en français Pour la septième fois [1.3]
Exemples Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: [2.996]
Morphologie 
Simple : fanimpito, fanimpitony

Mis à jour le 2023/11/13